Entrée | 1 antafika |
Radical | 2 tafika |
Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
Explications en français |
4 [1.3] en expédition, à l'armée, à la guerre |
Exemples |
5 Tamin' ny andro niverenan' ny olona avy tany antafika dia revom-pifaliana ny vahoaka [1.38] 6 Dia tonga ny aviany antafika nentin dRainimanonja 14 Vtra, Niakatra andro Alakamisy 25 Alakarabo. [2.59] 7 Ary izany koa no lazaiko aminao, ny ataonao hoe tsy hividy ary tsy hanandevo olona ary izay azo any antafika dia tsy vonoina. [2.366#] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |