Entrée | 1 tafihina |
Radical | 2 tafika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza fahavalo izay hatonina hasiana any aminy, tanàna izay ibosesehana halaina: Notafihin' ny alemaina i Frantsa tamin' ny 1945 / Notafihin' ny fahavalo ny tanànanay |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be attacked, to be invaded |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on attaque, qu'on envahit |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot tafihina |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |