| Entrée (1/2) | 1 mahitsy |
| Radical | 2 hitsy |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
5 Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao
6 Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny 7 Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ [1.1] |
| Explications en anglais |
8 straight, correct
[1.7] |
| Explications en français |
9 droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct)
[1.3#253] 10 droit, correct [1.8] |
| Exemples |
11 Satria, mahitsy ka mety hanafintohina.
[2.245#119]
12 Na indray mandeha aza, hoy izy nijery ahy mahitsy. [2.5#] |
| Antonymes | 13 meloka |
| Combinaisons | 14 32 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mahitsy |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 16 Mahitsy |
| Mots élémentaires | 17 mahitsy, 18 hitsy |
| Partie du discours | 19 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 20 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | mahitsy, Mahitsy, 21 mihatsy |
| Mis à jour le 2026/08/14 |
|