Entrée (1/4) | 1 haba |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin' ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona) [1.1] |
Explications en anglais |
4 a large silver ring worn as an ornament round the arms. [1.2#216] 5 a bracelet [1.7] |
Explications en français |
6 bracelet fait d'une seule pièce [1.3] 7 bracelet [1.8] |
Exemples |
8 Ao ny nanome azy ranon-javatra hosotroina, ao ny nanome azy handroana, ao ny nanolotra karaza-menaka hihosorana, ao ny namatotra haba tamin' ny tanany na vakana tamin' ny vozony. [2.472] 9 Hividiananao haba volamena sy salovana. [2.499] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/4) | 12 haba |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vola alaina amin' ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toerana efa voadidy ho fakana izany. (Taloha raha tsy nanome vola ny tompon' entana, dia ny entam-barony mihitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba) [1.1] |
Explications en anglais |
15 taxes or tribute paid to the sovereign as an acknowledgement of submission. [1.2] |
Explications en français |
16 taxe imposée aux marchands des divers marchés, patente, octroi, péage [1.3] |
Entrée (3/4) | 17 haba |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en anglais |
19 for havana [Provincial]
[1.2] |
Entrée (4/4) | 20 haba |
Partie du discours | 21 interjection |
Explications en anglais |
22 an exclamation of admiration in seeing something that makes one laugh 23 thank you; a word used after receiving a favour. Haba, tompoko e (thank you, sir) Comp. arahaba [Provincial] [1.2] |
Explications en français |
24 interjection, cri d'admiration qui prête à rire. [Tankarana]
[1.19] |
Dérivés |
|
Tableaux et planches |
26 Toutes les interjections |
Anagrammes | 27 baha, haba |
Mis à jour le 2023/10/28 |