Entrée | adaladala (adala) | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona [1.1] | ||||||
Explications en français | étourdi, un peu fou [1.3, 1.5] | ||||||
Insolent [1.5] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie | |||||||
Dérivés |
| ||||||
Mis à jour le 2023/08/12 |
![]() |