Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : tantanana | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Isika izao dia toy ny tantanana sy riandriana, ka ela nahitana ny mahamay. [2.558 #1451]
Isika tahaka ny tantanana sy riandriana: ela nahita ny mahamay. [2.653 #1151] Isika tahaky ny tantanana sy riandriana : ela nahita ny mahamay. [2.415 #5179] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Nous sommes comme le marteau et l' enclume : nous avons vu longtemps le feu brûlant. [2.415 #5179] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Paroles dites par des compagnons ou amis : les malheurs que nous avons endurés n' ont pas altéré l' accord qui règne entre nous. [2.415 #5179] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Tantanam-by sy tsofa vy: havana manajary havana. [1.2]
Tantanam-by sy tsofa vy: havana mpanajary havana. [2.165] Tantanam-by, tsofa vy : havana manajary havana. [2.415 #1132] Tantanam-by, tsofa vy : havana mpanajary havana. [2.653 #3026] Tantanam-by, tsofa vy : ny havana mpanazary havana. [2.558 #4074] | ||||||||||||||||||||
Traduction anglaise | An iron hammer, an iron saw: friend benefiting friend. [1.2] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Marteau d' acier et scie d' acier ne doivent pas se nuire : les parents honorent leurs parents. [2.415 #1132]
Un marteau et une lime: deux amis qui s' aident. [2.165 #178] | ||||||||||||||||||||
Proverbes : tantanana | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Tsy zaza hotantanana fa ny | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||