|
|
|
|

Index

Proverbes : tandindomina

Proverbe 1Tatamo endriky ny saha, hazo mamoa vola, mamoa voahangy, ka izay tandindominy dia manga, ary izay alokalofany dia maitso. [2.974 #353]
Traduction françaiseNénuphar parure de la plaine, arbre chargé d’argent et de perles : tout ce qu’il abrite est teinté de bleu, tout ce qu’il ombrage a des reflets verts. [2.974 #353]

Index