|
|
|
|

Entrée1  tatamo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Voninkazo volomparasy, vonin' ny voahirana, izay misandrahaka mahafinaritra eny ambony rano: Tatamo anie aho ka tatamo, tatamo am-parihin-dRasahala: raha tezitra, miara-mihodina; raha faly, miara-mirona (haintenin' ny Ntaolo)
Explications en anglais  4  [1.2] a large blue water lily. Nymphaea stellata, Willd.
5  [1.7] a water lily
Explications en français  6  [1.8] nénuphar; cf. voahirana
Vocabulaire  7  Botanique: fleur
Analogues  8  voalefoka
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot tatamo

Mis à jour le 2024/12/12