Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : tampin-kandrina | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Hianao izao tsy mba ny tava mihodivitra fa ny handrina manatrika. [2.558 #1320]
Hianao izao tsy mba ny tava mihodivitra, fa ny tapi-kandrina manatrika. [2.653 #1059] Tsy mba ny tava mihodivitra, fa ny tampin-kandrina manatrika. [2.558 #4560] Tsy mba ny tava mihodivitra, fa ny Tsy mba ny tava mihodivitra (izahay), fa ny tapikandrina manatrika. [2.653 #3396] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Ce n' est pas le visage qui fait un détour, mais le haut du front qui regarde en face. [2.415 #5054] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des hommes francs et sans feintes. [2.415 #5054] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||