Index |
|
|
|
Proverbes : soasoa
|
|
|
Proverbe 1 | Raha soasoa no ataon-drahavana, dia tsiriry miandry farihy izahay, fa raha ratsiratsy no ataon-drahavana, manifi-drano izahay dia lasa. [2.558 #3656]
|
|
|
Proverbe 2 | Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana arivo. [2.165]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana ny arivo. [2.653 #2712]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahatana arivo. [2.558 #3657, 1.1]
|
Interprétation malgache | Enti-milaza ny fitia mifamaly: raha soa no ataon-dRahavana, mba betsaka koa no mety ho vitako aminy. [1.1]
|
Traduction française | Si mes amis me font du bien, je puis défendre seul le fossé circulaire, et deux hommes arrêteront mille ennemis. [2.165]
|
|
|
Index |
|
|