Entrée farihy
Partie du discours nom
Explications en malgache Tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoaka: Farihin' Alaotra. (Misy karazany telo ny rano mihandrona amin' ny tany lemaka toy izany arakaraka ny halehibeny, ka ny farihy no lehibe indrindra, dia ny kamory, ary ny dobo no kely indrindra, ka itỳ farany mety ho vita-Nanahary na arin-tanan' olombelona) [1.1]
Explications en anglais A pool, a pond, a lake. Larger than kamory [1.2]
Explications en français Lac [1.3, 1.13]
 étang [1.3]
Exemples 
1Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
2nony nanaovana farihy kely, dia nisy eran-tánan-droa; [2.48]
Vocabulaire 
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Analogues  dobo ~ kamory
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31