Entrée | 1 kamory |
Radical | 2 vory |
Partie du discours | 3 nom |
Vocabulaire |
4 Géographie: (en général) |
Explications en malgache |
5 Rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo [1.1] 6 velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory [1.13] |
Explications en anglais |
7 a pond or reservoir [1.7] |
Explications en français |
8 étang [1.3, 1.13] 9 bassin, réservoir [1.3, 1.8] 10 petit lac. [Tankarana] [1.19] |
Exemples |
11 Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470] 12 Tao Alaotra no tena nonenany, nefa ny faritra rehetra manodidina ka nisy kamory na heniheny, nahitana azy daholo. [2.472] |
Mots composés |
|
Article |
14 Randzavola: kamory ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/02/03 |