|
|
|
|

Entrée1  miandry
Radical  2  andry
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] mijanona eo amin' ny toerana anankiray ambara-pahatongan' ny olona na zavatra iray: Miandry ny zanako eto aho / Enimpolo taona no niandry ny fahafahana ny Malagasy
tsy miala eo amin' ny toerana iray na eo ankilan' ny olona na zavatra iray mba hiambina azy: Miandry ny entanay any an-tsena izy
mitily olon-dratsy: Miandry mpangalatra
mitoetra eo ankilan' ny marary iray mba hikarakara azy: Iza no hiandry an-drainareo eny amin' ny hopitaly rahariva?
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to wait; to wait for
6  [1.2] to be expecting; to expect, to watch, to tend, to herd
7  [1.7] to watch, to guard
Explications en français  8  [1.8] attendre; surveiller, garder
Exemples  9  Izaho efa mivoajamala miandry anareo! [2.528#]
10  Mandrosoa rahavako fa miandry anareo. [2.895#]
11  miandry anao eto foana izahay roa kely. [2.471#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  36  Proverbes contenant le mot miandry

Anagrammes  37 

Mis à jour le 2025/01/21