Index

Proverbes : rohona

Proverbe 1Izaho tsy avo feo noho ny varatra, ary be feo noho ny rohona. [2.558 #101]
Izaho tsy avo feo noho ny varatra, ary tsy be feo noho ny rohona. [2.653 #1165]

Proverbe 2Mipoa-basy an-dohasaha; miati-drohona ho any ny tena. [2.653 #1806]
Mipoa-basy an-dohasaha : miati-drohona ho an' ny tena. [2.415 #2726]
Traduction françaiseTirer un coup de fusil au fond de la vallée, c' est s' accabler soi-même du bruit retentissant. [2.415 #2726]
Interprétation françaiseOn est sa propre victime. [2.415 #2726]

Proverbe 3Tsy mahare rohona. [2.415 #5735]
Traduction françaiseL' endurci, sourd à la crainte, n' entend pas le grondement du tonnerre. [2.415 #5735]
Interprétation françaiseSe disait au sens propre, des sourds qui n'entendent plus rien. [2.415 #5735]

Index