Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : Rasahala | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Tatamo am-parihin-dRasahala : raha faly, miara-manatrika, raha tezitra miara-mihodina. [2.558 #4111]
Tatamo am-parihin-dRasahala : raha faly, miara-manatrika; tezitra, miara-mihodina. [2.653 #3047] Toa Toa tatamo am-parihin-dRasahala isika: ka raha faly, miara-manatrika; tezitra, miara-mihodina. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Nous sommes pareils aux feuilles de nénuphar dans l' étang égalisateur: contents, nous nous tournons les uns vers les autres; fâchés, nous nous détournons les uns des autres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Tatamo am-parihin-dRasahala : rivotra kely mitopy dia | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||