Index

Proverbes : mpananatra

Proverbe 1Aza mitoe-poana ohatra ny vato: ny lehibe tsy miteny, ny kely tsy misy mpananatra. [2.165]
Aza mitoe-poana, toy ny vato: ny lehibe tsy miteny, ny kely tsy misy mpananatra. [2.653 #663]
Mitoe-poana toy ny vato : ny lehibe tsy miteny, ny kely tsy misy mpananatra. [2.415 #650]
Traduction françaiseC' est comme la pierre qui reste immobile : les chefs ne reprennent pas leurs inférieurs, les subordonnés n' ont personne pour les réprimander. [2.415 #650]
Ne soyez pas oisifs comme les pierres, les grands ne disant mot, les petits ne sachant que faire (litt. n' ayant pas de conseillers). [2.165 #686]

Proverbe 2Kamboty be kibo : ny harena lany, ny kibo tsy misy mpananatra. [2.415 #1021]
Kamboty be kibo : ny haren-dany, ny kibo tsy misy mpananatra. [2.558 #1593]
Toy ny kamboty be kibo: ny haren-dany, ary ny kibo tsy misy mpananatra. [2.165 #1904]
Traduction françaiseComme un orphelin glouton: il a tout mangé et il n' a personne pour lui conseiller la modération. [2.165]
Orphelin gourmand : ses biens sont épuisés et il n' y a personne pour le modérer. [2.415 #1021]

Proverbe 3Kamboty tia toaka: ny haren-dany, ny tena tsy misy mpananatra. [2.415 #1032, 2.653 #1230]
Kamboty tia toaka : tsy ny haren-dany ihany no very, fa ny tenany koa. [2.558 #1591]
Traduction françaiseOrphelin qui aime à boire du rhum : ses richesses sont épuisées et il n' y a personne pour le gourmander. [2.415 #1032]
Interprétation françaiseSe disait des ivrognes et débauchés. [2.415 #1032]

Index