|
|
|
|

Index

Proverbes : moana

Proverbe 1Ala-faditr’ ilay moana : am-po no mametsivetsy. [2.415 #5683, 2.653 #84]
Ala-faditr' ilay moana ; am-po no manisaisa, ka ny am-bava mingonona ihany. [2.558 #96]
Ala-faditr' ilay moana, ao am-po no mametsovetso. [2.558 #97]
Ala-faditr' ilay moana, ka ao am-po no manisaisa. [2.165 #2056]
Ala-faditr' ilay moana : ny vava tsy miloaka, ao am-po mimenomenona. [2.415]
Ala-faditr' ilay moana : ny vava tsy miloaka, ao am-po no manisaisa. [2.415]
Ala-faditr’ ilay moana : ny vava tsy miloaka, fa ao am-po no manisaisa. [2.653 #85]
Traduction françaiseC' est comme l' exorcisme d' un muet : il reste bouche close, mais dans son coeur, que de murmures. [2.415]
C' est comme l'exorcisme d' un muet : sa bouche est muette, mais son coeur parle beaucoup. [2.415]
Les exorcismes d' un muet: c' est dans son cœur qu' il les prononce. [2.165 #2056]
Interprétation françaiseSe disait des gens qui, par crainte ou par prudence, dévorent en silence les injustices et les sujets de tristesse. [2.415 #5684]
Se disait des gens qui se taisent par crainte ou par prudence ; ils se taisent, mais ils n'en pensent pas moins. [2.415]

Proverbe 2Doradora vava any ivelany fa toa olo-moana ao an-trano. [2.165 #856, 2.558 #1013]
Doradora vava any ivelany, fa toa olona moana ao an-trano. [2.415 #4746]
Traduction françaiseGrand parleur (litt. hâbleur) au dehors et apparemment muet chez lui. [2.165 #856]
Il ne contient pas sa langue hors de chez lui, et dans sa maison il est comme muet. [2.415 #4746]

Proverbe 3Kalon' ilay moana: am-po no mametsovetso. [2.165]
Kalon’ ny moana : ao am-po no mametsivetsy. [2.653 #1221]
Kalon' ny moana : ao am-po no mametsovetso. [2.558]
Traduction françaiseLa complainte d' un muet: c' est dans son cœur qu' il la chante. [2.165]

Proverbe 4Moana miambina : tsy re zovy, tsy mandre zovy. [2.558 #2536]

Proverbe 5Moana misintaka : tsy efan-kabary fa rintondrintona ihany. [2.558 #2537]

Proverbe 6Moana no tezitra ka sady mikapakapa ny tanana no midiridiry ny maso ary ny vava mikiakiaka dia manginy ihany. [2.558]

Index