|
|
|
|

Entrée (1/3)1  midiridiry
Radical  2  diridiry
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony
(maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho
Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia
Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy
5  [1.78] [Tambahoaka] miridiridy
Explications en anglais  6  [1.2] stretched to the full, tense, swollen hard
Explications en français  7  [1.3] Etre tendu, gonflé
Exemples  8  Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana. [2.470]
Analogues  9  mihinjitra, mihinjihinjy, miziriziry
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot midiridiry

Entrée (2/3)12  midiridiry
Radical  13  diridiry
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  [1.1]
Explications en français  16  [1.3] s'obstiner

Entrée (3/3)17  midiridiry
Radical  18  diridiry
Partie du discours  19  verbe actif
Explications en anglais  20  [1.2] to stare at
Morphologie 
21  Présent :
22  Passé :
23  Futur :
24  Impératif :

Anagrammes  25 

Mis à jour le 2025/01/21