Entrée | 1 mihinjihinjy |
Radical | 2 hinjihinjy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be rigid, to be stiff |
Explications en français |
6 [1.8] être rigide, raide |
Exemples |
7 Ny olona rahefa tifirina, hoy izy nanohy, raha vao bala iray no mahavoa azy, mihinjihinjy eo am-pitsanganana eo aloha izy, fa tsy mianjera avy hatrany. [2.472] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mihinjihinjy |
Mis à jour le 2024/12/11 |