Index

Proverbes : manevika

Proverbe 1Aza manoatra ny voky fandrao manevika. [2.415 #4666, 2.653 #584]
Aza manoatra ny voky sao dia manevika. [2.558 #690]
Traduction françaiseNe dépassez pas le rassasiement de peur d' avoir des points de côté. [2.415 #4666]
Interprétation françaiseSoyez tempérant. [2.415 #4666]

Proverbe 2Kibo tama-manan-tsara, ka raha manan-dratsy manevika. [2.415 #2503, 2.653 #1263, 2.558]
Traduction françaiseVentre habitué à ce qui est bon : quand il a quelque chose de mauvais il sent un point de côté. [2.415 #2503]
Interprétation françaiseCelui qui est habitué à vivre grandement est d' autant plus malheureux dans l' adversité. [2.415 #2503]

Proverbe 3Raha mamatra miohatra ny feno, raraka; raha mihinana miohatra ny voky manevika; raha mamindro miohatra ny toko, may; raha mandry miohatra ny farafara, mianjera. [1.1]
Interprétation malgacheTokony hahalala onony amin' izay rehetra atao, fa raha tsy izany, fahavoazana no mety ho hita. [1.1]

Index