|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamatra
Radical  2  fatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamantatra ny haben-javatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso hovidiny ao an' efitra ao Rabe
Mandoa: Mbola mamatra ny volako izy
Mandray: Efa namatra ny volanao ve ianao
Explications en anglais  5  [1.2] to measure in a rice measure or in a basket.
6  [1.7] to measure in a container
Explications en français  7  [1.8] mesurer avec une mesure de capacité
Exemples  8  Ka manendry ny lanjan' ny rivotra ary mamatra ny rano amin' ny famarana. [2.996#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mamatra

Entrée (2/2)14  mamatra
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.78] [Sihanaka] mamarana

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21