Index |
|
|
|
Proverbes : malaka
|
|
|
Proverbe 1 | Fatakana manolo-bary : malaka ny fofony. [1.147 #F21]
|
|
|
Proverbe 2 | Malaka viavy bevohoka : malaka aretina tsy an-tena. [1.147 #M10]
|
|
|
Proverbe 3 | Manambady misengy : malaka laza manokana. [1.147 #M31]
|
|
|
Proverbe 4 | Mandano mivalana : malaka ny an-deminy; mandano morika mankatahi-drano. [1.147 #M53]
|
|
|
Proverbe 5 | Misango-bary fefika, ka samy malaka ny ho azo. [2.415 #3707, 2.653 #1829]
|
Traduction française | Quand on cueille le riz sous l' inondation en coupant les épis, chacun prend ce qu'il peut. [2.415 #3707]
|
|
|
Proverbe 6 | Mpamintana nalaim-boay : samy malaka ny tiany. [1.147 #M138]
|
|
|
Proverbe 7 | Ranalahy nindaon-drano : malaka ny an-deminy. [1.147 #R18]
|
|
|
Proverbe 8 | Voay a Maintinandry : tsy malaka ny madinika. [1.147 #V77]
|
|
|
Index |
|
|