Entrée | 1 madinika |
Radical | 2 dinika |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Tanosy]
kely 5 [1.1] (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy |
Explications en anglais |
6 [1.2] often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc. |
Explications en français |
7 [1.3] petit, menu, mince, fin |
Exemples |
8 Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika. [2.499#] 9 Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy! [2.69#] 10 Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika; [2.113#] 11 Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja. [2.366#] |
Dérivés |
|
Autres orthographes | 13 majinika |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 51 Proverbes contenant le mot madinika |
Anagrammes | 52 |
Mis à jour le 2025/01/21 |