Index |
|
|
|
Proverbes : lomotra
|
|
|
Proverbe 1 | Lomotra ambony rano tsy mba mamotraka. [2.558 #138]
|
|
|
Proverbe 2 | Rafotsibe nanihika an-tatatra : atao ambany lomotra no azo, antenantenany, tsy misy hihodinana, atao ambony tsy mahazo. [2.558 #228]
Rafotsibe nanihika an-tatatra; atao ambany, lomotra no azo; antenantenany, tsy misy hihodinana; atao ambony, tsy misy azo. [2.415 #1915, 2.653 #2617]
|
Traduction française | Vieille qui pêche au panier dans un petit canal de rizière : si elle met le panier en bas, elle prend des algues ; si elle le met au milieu, elle n' a pas la place de le retourner ; si elle le met en haut, elle ne prend rien. [2.415 #1915]
|
Interprétation française | Se disait de l' insuccès. [2.415 #1915]
|
|
|
Index |
|
|