|
|
|
|

Entrée1  mamotraka (potraka)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy [1.1]
Explications en français  4  jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes [1.3#494]
Exemples  5  Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota. [2.996#]
6  Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy. [2.59#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Autres orthographes  11  manapotraka
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mamotraka

Anagrammes  14  mamokatra, mamotraka

Mis à jour le 2023/09/13