|
|
|
|

Index

Proverbes : fitafiana

Proverbe 1Aza madio fitafiana fa mitsindroka am-pihinanana toa vorompotsy. [2.558 #461]
Aza madio fitafiana, ka mitsindroka am-pihinanana ohatra ny vorompotsy. [2.165]
Madio fitafiana hoatry ny vorompotsy, kanefa mitsindroka am-pihinanana. [2.415 #4510]
Madio fitafiana ohatra ny vorompotsy, kanefa mitsindroka am-pihinanana. [2.653]
Madio fitafiana toa vorompotsy, nefa mitsindroka am-pihinanana. [2.558 #1825]
Traduction françaiseAvoir une belle robe comme l' oiseau blanc vorompotsy et cependant ramasser des parcelles avec la main. [2.415]
N' ayez pas de beaux habits tout en ramassant votre nourriture à terre, comme l' oiseau blanc (fausse aigrette). [2.165]
Interprétation françaiseSe disait des gens mal élevés. [2.415]

Proverbe 2Ny fitafiana azo tsy manahirana ohatra ny vady manenina. [2.558]
Ny fitafiana azo tsy manahirana, toy ny vady manenina. [2.653 #2232]
Ny fitafiana azo tsy manahirana, toy ny vady manenona. [2.415 #1309]
Traduction françaiseMoyen facile d' avoir de quoi se vêtir : avoir une épouse qui tisse. [2.415 #1309]

Index