Entrée | 1 manenona |
Radical | 2 tenona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsody fanindroany |
Explications en anglais |
5 [1.7] to weave |
Explications en français |
6 [1.8] tisser |
Exemples |
7 Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka. [2.472] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot manenona |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |