|
|
|
|

Index

Proverbes : antonony

Proverbe 1Antonony izay, hoy Rainibesahafa. [2.558 #299, 2.653 #252]

Proverbe 2Aza atao mitsoaka an-tonony ohatra ny tohi-rofian' ankizy. [2.165]
Aza atao mitsoaka an-tonony toy ny tohy rofian' ankizy. [2.558 #412]
Traduction françaiseNe faites pas des nœuds qui se dénouent, comme ceux que font les enfants avec le raphia pour le rajouter. [2.165]

Proverbe 3Aza atao mitsoaka an-tonony, tahaka ny tohy rofian’ ny ankizy. [2.653 #362]

Proverbe 4Maty tsy antonony ohatra ny reniakoho nosingora-mahazaka. [2.558]
Maty tsy antonony, toy ny reny akoho nosongira-mahazaka. [2.653 #1668]

Proverbe 5Ny antonony saro-tadiavina. [2.415 #2954, 2.653 #2173]
Traduction françaiseLe juste milieu, le convenable, voilà ce qui est difficile à trouver. [2.415 #2954]

Proverbe 6Ny antonony sarotra ilaina. [2.165 #593]
Traduction françaiseIl est difficile de trouver le juste milieu. [2.165 #593]

Index