|
|
|
|

Chapitres et versets citant Adara

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.3 And it went out to the south side to Maalehacrabbim, and passed along to Zin, and ascended up on the south side unto Kadeshbarnea, and passed along to Hezron, and went up to Adar, and fetched a compass to Karkaa: dia nandroso hatrany atsimon' ny fiakarana Akrabima, dia nandroso hatrany Zina, dia niakatra any atsimon' i Kadesi-barnea ka nandroso hatrany Hezrona dia niakatra any Adara ary niolaka hatrany Karka, ka nitohy ao atsimon' ny fiakarana Akdrabima, dia mahazo an' i Sina, sy miakatra any atsimon' i Esrona, niakatra mankany Adara, niolaka any Karkaà, elle se dirigeait vers le sud de la montée des Scorpions, traversait Çîn et montait au sud de Cadès-Barné; passant par Hèçron, elle montait à Addar et tournait vers Qarqa;

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.3 And the sons of Bela were, Addar, and Gera, and Abihud, Ary ny zanakalahin' i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda Ny zanakalahin' i Belà dia Adara, Gerà, Abioda, Béla eut des fils : Addar, Géra père d'Éhud,

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 6.15 And this house was finished on the third day of the month Adar, which was in the sixth year of the reign of Darius the king. Dia vita io trano io tamin' ny andro fahatelo tamin' ny volana Adara tamin' ny taona fahenina nanjakan' i Dariosy mpanjaka. Tamin' ny andro fahatelon' ny volana Adara, taona fahaenina nanjakan' i Dariosa mpanjaka, no nahavitan' ny trano. Ce Temple fut terminé le vingt-troisième jour du mois d' Adar c'était la sixième année du règne du roi Darius.

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
...............
Est 3.7 In the first month, that is, the month Nisan, in the twelfth year of king Ahasuerus, they cast Pur, that is, the lot, before Haman from day to day, and from month to month, to the twelfth month, that is, the month Adar. Tamin' ny volana voalohany (volana Nisana izany) tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Ahasoerosy mpanjaka, nisy nanao pora (filokana izany) teo anatrehan' i Hamana ny amin' ny isan' andro isan' andro sy ny isam-bolana isam-bolana hatramin' ny volana faharoa ambin' ny folo (volana Adara izany) Tamin' ny volana voalohany izay volana Nisana, taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Asoerosa, dia nanaovana ny Pora izany hoe loka, teo anatrehan' i Amanà, ho an' ny isan' andro sy ho an' ny isam-bolana, hatramin' ny volana faharoa ambin' ny folo, izay volana Adara. L' an douze d' Assuérus, le premier mois, qui est Nisan, on tira, sous les yeux d' Aman, le "Pûr" c' est-à-dire les sorts , par jour et par mois. Le sort étant tombé sur le douzième mois, qui est Adar,
...............
Est 3.13 And the letters were sent by posts into all the king' s provinces, to destroy, to kill, and to cause to perish, all Jews, both young and old, little children and women, in one day, even upon the thirteenth day of the twelfth month, which is the month Adar, and to take the spoil of them for a prey. Ary ny taratasy dia nampitondrainy ny tsimandoa ho any amin' ny isan-tokony amin' ny fanjakan' ny mpanjaka mba hampandringana sy hampamono ary hampandripaka ny Jiosy rehetra, na tanora na antitra hatramin' ny zaza amim-behivavy aza, amin' ny indray andro monja, dia tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folo tamin' ny volana faharoa ambin' ny folo (volana Adara izany), ary handroba ny fananany. Nalefa nentin' ny tsimandoa ny taratasy any amin' ny faritanin' ny mpanjaka rehetra, mampandringana sy mampamono ary mampandripaka ny Jody rehetra, na antitra na tanora, na zaza na vehivavy, amin' ny indray andro monja, dia amin' ny andro fahatelo ambin' ny folon' ny volana faharoa ambin' ny folo, izay volana Adara, sady mampandroba ny fananany rehetra. (Jereo ny kopian' ny didy ao amin' ny toko XIII, 1-7) g afin que, ces opposants d' aujourd' hui comme d' hier étant précipités de force dans l' Hadès en un jour, stabilité et tranquillité plénières soient désormais assurées à l' Etat."
...............
Est 8.12 Upon one day in all the provinces of king Ahasuerus, namely, upon the thirteenth day of the twelfth month, which is the month Adar. amin' ny andro iray ihany any amin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' i Ahasoerosy mpanjaka, dia amin' ny andro fahatelo ambin' ny folo amin' ny volana faharoa ambin' ny folo (volana Adara izany). dia ny hanao izany amin' ny indray andro monja, eran' ny faritanin' i Asoerosa mpanjaka rehetra, dia amin' ny andro fahatelo ambin' ny folon' ny volana faharoa ambin' ny folo, izay volana Adara. (Jereo ny teny ao amin' ny didy ao amin' ny toko XVI, 1-24.) x Toute ville, et, plus généralement, toute contrée qui ne suivra pas ces instructions sera impitoyablement dévastée par le fer et le feu, rendue impraticable aux hommes et pour toujours odieuse aux bêtes sauvages et aux oiseaux eux-mêmes."
Est 9.1 Now in the twelfth month, that is, the month Adar, on the thirteenth day of the same, when the king' s commandment and his decree drew near to be put in execution, in the day that the enemies of the Jews hoped to have power over them, (though it was turned to the contrary, that the Jews had rule over them that hated them;) Ary tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folo tamin' ny volana faharoa ambin' ny folo (volana Adara izany), rehefa akaiky ny andro hanatanterahana ny tenin' ny mpanjaka sy ny didiny, dia ny andro izay efa nantenain' ny fahavalon' ny Jiosy haharesena azy indrindra (kanjo navadika izany, ka ny Jiosy kosa no naharesy izay nankahala azy), Tamin' ny volana faharoa ambin' ny folo, izay volana Adara, tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folon' ny volana izay hanatanterahana ny didin' ny mpanjaka sy ny teniny, dia andro nantenain' ny fahavalon' ny Jody handresena, kanjo nivadika ny rasa, ka ny Jody indray no naharesy ny fahavalony. Les ordres du décret royal entrant en vigueur le douzième mois, Adar, au treizième jour, ce jour où les ennemis des Juifs s'étaient flattés de les écraser vit la situation retournée : ce furent les Juifs qui écrasèrent leurs ennemis.
...............
Est 9.15 For the Jews that were in Shushan gathered themselves together on the fourteenth day also of the month Adar, and slew three hundred men at Shushan; but on the prey they laid not their hand. Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory. ary nivory indray ny Jody tao Sosa tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folon' ny volana Adara, sy namono olona telon-jato lahy tao Sosa; nefa tsy mba naninji-tànana nandroba izy. Ainsi, les Juifs de Suse se réunirent aussi le quatorzième jour d' Adar et ils égorgèrent 300 hommes dans Suse, mais ils ne se livrèrent pas au pillage.
...............
Est 9.17 On the thirteenth day of the month Adar; and on the fourteenth day of the same rested they, and made it a day of feasting and gladness. tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folo tamin' ny volana Adara; ary nitsahatra izy tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo, ka nataony ho andro fanasana sy firavoravoana izany. Tamin' ny fahatelo ambin' ny folon' ny volana Adara izany. Ka ny andro fahefatra ambin' ny folon' io volana io, dia nijanonan' ny Jody ka nataony andro fanasana sy firavoravoana. C'était le treizième jour du mois d' Adar. Le quatorzième ils se reposèrent et de ce jour ils firent un jour de festins et de liesse.
...............
Est 9.19 Therefore the Jews of the villages, that dwelt in the unwalled towns, made the fourteenth day of the month Adar a day of gladness and feasting, and a good day, and of sending portions one to another. Koa noho izany ny Jiosy tany ambanivohitra, izay nitoetra tamin' ny vohitra madinika, dia nanao ny andro fahefatra ambin' ny folo amin' ny volana Adara ho firavoravoana sy fanasana sy andro mahafaly ary fifanateran-javatra. Noho izany, ny Jody tany ambanivohitra, nitoetra tamin' ny tanàna tsy mimanda, dia ny andro fahefatra ambin' ny folon' ny volana Adara no ataony andro firavoravoana, fanasana, ary fety fifanaterana anjara hanina. Ce qui explique que ce soit le quatorzième jour d' Adar que les Juifs de la campagne, ceux qui habitent des villages non fortifiés, célèbrent dans l' allégresse et les banquets, par des festivités et l'échange mutuel de portions,19-a tandis que pour ceux des villes, le jour heureux qu' ils passent dans la joie en envoyant des portions à leurs voisins est le quinzième jour d' Adar.
...............
Est 9.21 To stablish this among them, that they should keep the fourteenth day of the month Adar, and the fifteenth day of the same, yearly, mba hampitandrina azy ny andro fahefatra ambin' ny folo sy ny fahadimy ambin' ny folo amin' ny volana Adara isan-taona, nandidy azy ireo hankalaza isan-taona, ny andro fahefatra ambin' ny folo sy fahadimy ambin' ny folon' ny volana Adara, Il les y engageait à célébrer chaque année le quatorzième et le quinzième jour d' Adar,
...............
Est 10.13 Ka ireo andron' ny volana Adara ireo, ny fahefatra ambin' ny folo sy fahadimy ambin' ny folon' izany volana izany, dia hankalazain' izy ireo am-pivoriana amin-kafaliana sy firavoravoana eo anatrehan' Andriamanitra, amin' ny taranaka hatrany hatrany, eo amin' Israely vahoakany. pour qui ces jours, les quatorzième et quinzième du mois d' Adar, seront désormais des jours d' assemblée, de liesse et de joie devant Dieu, pour toutes les générations et à perpétuité, dans Israël, son peuple."
...............
Est 13.6 dia nandidy aho, fa izy ireo, izay voatondro ao amin' ny taratasin' i Amàna, ilay lohan' ny raharaha sy hajaina hoatra ny faharoan-draiko, dia haringan' ny sabatry ny fahavalony avokoa mbamin' ny vadiny aman-janany, tsy hasiana miangana, tsy hananana antra na indrafo, amin' ny fahefatra ambin' ny folon' ny volana faharoa ambin' ny folo, izay volana Adara, amin' ity taona ity;
...............
Est 16.20 ary ampio izy, mba hahazoany manohitra ireo izay nitsangan-kamely azy, tamin' ny andro fampahoriana, dia ampio izy amin' ny fahatelo ambin' ny folon' ny volana faharoa ambin' ny folo, atao hoe Adara, amin' ny indray andro ihany.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 7.43 Dia rafitra ny adin' ireto tafika tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folon' ny volana Adara, ka montsana mihitsy ny miaramilan' i Nikanora ary ny tenany aza no nitsingidina voalohany teo amin' ny ady. Les armées se livrèrent bataille le treize du mois de Adar, celle de Nikanor fut écrasée et lui-même tué le premier dans le combat.
...............
1M 7.49 Dia naraikitra hankalazaina isan-taona izany andro izany amin' ny fahatelo ambin' ny folon' ny volana Adara. On décréta que ce jour serait célébré chaque année le treize Adar.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 15.37 fa hankalaza ny andro fahatelo ambin' ny folon' ny volana faharoa ambin' ny folo atao hoe Adara, amin' ny teny siriaka, dia ny omalin' ny andro atao hoe andron' i Mardokea. Ainsi se passèrent les choses concernant Nikanor, et, comme depuis ce temps-là la ville demeura en la possession des Hébreux, je finirai également mon ouvrage ici même.