|
|
2nd Book of Kings |
2 Mpanjaka |
Mpanjaka II |
2ème Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 12.21 |
For Jozachar> the son of Shimeath>, and Jehozabad> the son of Shomer>, his servants, smote him, and he died; and they buried him with his fathers in the city of David>: and Amaziah his son reigned in his stead. |
Ary nitsangana ny mpanompon' i Joasy ka niodina taminy, dia namono azy tao an-trano Milo, ao am-pidinana mankany Sila. Fa Jozakara, zanak' i Simata, sy Jozabada, zanak' i Somera mpanompony namely azy ho faty; dia nalevina tao amin' ny razany tao an-tanànan' i Davida izy; ary Amazia zanany no nanjaka nandimby azy. |
Nikomy taminy ny mpanompony ary nanao teti-dratsy, dia nasiany tao an-tranon' i Melao amin' ny fidinan' i Sela Joasa. |
Ses officiers se soulevèrent et ourdirent un complot; ils frappèrent Joas> au Bet-Millo>... |
2Mp 12.22 |
|
|
Josakara zanak' i Semaata sy Josabada zanak' i Somera, mpanompony, no namely azy, ka dia maty izy. Nalevina tao amin' ny razany tao an-tanànan' i Davida izy; ary Amasiasa zanany no nanjaka nandimby azy. |
Ce furent Yozakar> fils de Shiméat> et Yehozabad> fils de Shomer> qui le frappèrent, et il mourut. On l' enterra avec ses pères dans la Cité> de David> et son fils Amasias régna à sa place. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 13.12 |
And the rest of the acts of Joash>, and all that he did, and his might wherewith he fought against Amaziah king of Judah>, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel>? |
Ary ny tantaran' i Joasy sisa mbamin' izay rehetra nataony sy ny heriny niadiany tamin' i Amazia, mpanjakan' ny Joda, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany? |
Ny sisa tamin' ny asan' i Joasa, mbamin' izay rehetra nataony, ny herim-po nasehony, ny niadiny tamin' i Amasiasa, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely va izany? |
Le reste de l' histoire de Joas>, tout ce qu' il a fait et ses exploits, comment il fit la guerre à Amasias, roi de Juda>, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales> des rois d' Israël>? |
2Mp 14.1 |
In the second year of Joash> son of Jehoahaz> king of Israel> reigned Amaziah the son of Joash> king of Judah>. |
Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Joasy, zanak' i Joahaza, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Amazia, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Joda. |
Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Joasa, zanak' i Joakaza mpanjakan' Israely, no vao nanjaka Amasiasa zanak' i Joasa, mpanjakan' i Jodà. |
En la deuxième année de Joas> fils de Joachaz>, roi d' Israël>, Amasias fils de Joas> devint roi de Juda>. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 14.8 |
Then Amaziah sent messengers to Jehoash>, the son of Jehoahaz> son of Jehu>, king of Israel>, saying, Come, let us look one another in the face. |
Tamin' izany Amazia dia naniraka olona tany amin' i Joasy, zanak' i Joahaza, zanak' i Jeho, mpanjakan' ny Isiraely, nanao hoe: Avia, aoka isika hihaona. |
Tamin' izany Amasiasa nandefa iraka tany amin' i Joasa zanak' i Joakaza zanak' i Jeho mpanjakan' Israely nanao hoe: Avia, ary aoka hifankahita mifanatrika isika. |
Alors Amasias envoya des messagers à Joas> fils de Joachaz> fils de Jéhu>, roi d' Israël>, pour lui dire : "Viens et mesurons-nous!" |
2Mp 14.9 |
And Jehoash> the king of Israel> sent to Amaziah king of Judah>, saying, The thistle that was in Lebanon> sent to the cedar that was in Lebanon>, saying, Give thy daughter to my son to wife: and there passed by a wild beast that was in Lebanon>, and trode down the thistle. |
Fa Joasy mpanjakan' ny Isiraely, naniraka tany amin' i Amazia, mpanjakan' ny Joda, nanao hoe: Ny tsilo izay tany Libanona naniraka tamin' ny hazo sedera izay tany Libanona nanao hoe: Omeo ny zanako-lahy ny zanakao-vavy ho vadiny; ary dia namaky teo ny bibi-dia tany Libanona ka nanosihosy ny tsilo. |
Ary Joasa mpanjakan' Israely naniraka hamaly an' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà: Ny tsilo ao amin' ny Libana no naniraka hilaza tamin' ny hazo sedra ao amin' i Libana hoe: Omeo ho vadin' ny zanako lahy ny zanakao vavy; ka ny biby dia ao amin' i Libana nandalo nanosihosy ny tsilo. |
Joas>, roi d' Israël>, retourna ce message à Amasias, roi de Juda> : "Le chardon du Liban> manda ceci au cèdre du Liban> : Donne ta fille pour femme à mon fils, mais les bêtes sauvages du Liban> passèrent et foulèrent le chardon. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 14.11 |
But Amaziah would not hear. Therefore Jehoash> king of Israel> went up; and he and Amaziah king of Judah> looked one another in the face at Bethshemesh>, which belongeth to Judah>. |
Fa tsy nanaiky Amazia. Koa dia niakatra Joasy, mpanjakan' ny Isiraely; ary izy sy Amazia, mpanjakan' ny Joda, nihaona tany Beti-semesy izay any Joda. |
Tsy nihaino azy anefa Amasiasa, ka dia niakatra Joasa mpanjakan' Israely, ary nifankahita nifanatrika tao Bethsamesa izay an' i Jodà izy sy Amasiasa mpanjakan' i Jodà. |
Mais Amasias n'écouta pas, et Joas>, roi d' Israël>, se mit en campagne. Ils se mesurèrent, lui et Amasias, roi de Juda>, à Bet-Shémesh> qui appartient à Juda>. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 14.13 |
And Jehoash> king of Israel> took Amaziah king of Judah>, the son of Jehoash> the son of Ahaziah>, at Bethshemesh>, and came to Jerusalem>, and brake down the wall of Jerusalem> from the gate of Ephraim> unto the corner gate, four hundred cubits. |
Ary Amazia, mpanjakan' ny Joda, zanak' i Joasy, zanak' i Ahazia, nosamborin' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely tany Beti-semesy; ary dia nankany Jerosalema Joasy, ka nandravany efa-jato hakiho ny màndany hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatramin' ny vavahady an-jorony. |
Ary Joasa mpanjakan' Israely nisambotra an' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà, zanak' i Joasa zanak' i Okoziasa, tao Behtsamesa; nankany Jerosalema izy ka nahabanga ny mandan' i Jerosalema efa-jato hakiho, hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatreo am-bavahady an-jorony. |
Quant au roi de Juda>, Amasias fils de Joas> fils d' Ochozias>, le roi d' Israël> Joas> le fit prisonnier à Bet-Shémesh> et l' emmena à Jérusalem>. Il fit une brèche au rempart de Jérusalem>, depuis la porte d' Ephraïm> jusqu'à la porte de l' Angle, sur 400 |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 14.15 |
Now the rest of the acts of Jehoash> which he did, and his might, and how he fought with Amaziah king of Judah>, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel>? |
Ary ny tantaran' i Joasy sisa mbamin' ny heriny sy ny niadiany tamin' i Amazia, mpanjakan' ny Joda, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany? |
Ny sisa amin' ny asan' i Joasa mbamin' izay rehetra nataony sy ny niadiany tamin' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely va izany? |
Le reste de l' histoire de Joas>, tout ce qu' il a fait et ses exploits, et comment il fit la guerre à Amasias, roi de Juda>, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales> des rois d' Israël>? |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 14.17 |
And Amaziah the son of Joash> king of Judah> lived after the death of Jehoash> son of Jehoahaz> king of Israel> fifteen years. |
Ary ny andro niainan' i Amazia, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Joda, taorian' ny nahafatesan' i Joasy, zanak' i Joahada, mpanjakan' ny Isiraely, dia dimy ambin' ny folo taona. |
Amasiasa zanak' i Joasa mpanjakan' i Jodà kosa, dia mbola velona dimy ambin' ny folo taona, taorian' ny nahafatesan' i Joasa zanak' i Joakaza mpanjakan' Israely. |
Amasias, fils de Joas>, roi de Juda>, vécut encore quinze ans après la mort de Joas>, fils de Joachaz>, roi d' Israël>. |
2Mp 14.18 |
And the rest of the acts of Amaziah, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah>? |
Ary ny tantaran' i Amazia sisa, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany? |
Ny sisa tamin' ny asan' i Amasiasa moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà? |
Le reste de l' histoire d' Amasias, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales> des rois de Juda>? |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 14.21 |
And all the people of Judah> took Azariah>, which was sixteen years old, and made him king instead of his father Amaziah. |
Ary ny vahoaka rehetra tamin' ny Joda naka an' i Azaria, izay vao enina ambin' ny folo taona tamin' izay, ka nampanjaka azy handimby an' i Amazia rainy. |
Ka Azariasa izay enina ambin' ny folo taona, no nalain' ny vahoaka rehetra amin' i Jodà ka natsangany ho mpanjaka handimby an' i Amasiasa rainy. |
Tout le peuple de Juda> choisit Ozias>, qui avait seize ans, et le fit roi à la place de son père Amasias. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 14.23 |
In the fifteenth year of Amaziah the son of Joash> king of Judah> Jeroboam> the son of Joash> king of Israel> began to reign in Samaria>, and reigned forty and one years. |
Tamin' ny taona fahadimy ambin' ny folo nanjakan' i Amazia, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Jeroboama, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, tany Samaria, ary nanjaka iraika amby efa-polo taona izy. |
Tamin' ny taona fahefatra ambin' ny folo nanjakan' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà no nanjakan' i Jeroboama zanak' i Joasa mpanjakan' Israely tany Samaria. Nanjaka iraika amby efapolo taona izy. |
En la quinzième année d' Amasias fils de Joas>, roi de Juda>, Jéroboam> fils de Joas> devint roi d' Israël> à Samarie>; il régna 41 ans. |
2Mp 15.1 |
In the twenty and seventh year of Jeroboam> king of Israel> began Azariah> son of Amaziah king of Judah> to reign. |
Tamin' ny taona fahafito amby roa-polo nanjakan' i Jeroboama, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Azaria, zanak' i Amazia, mpanjakan' ny Joda. |
Tamin' ny taona fahafito amby roapolo nanjakan' i Jeroboama mpanjakan' Israely, no vao nanjaka kosa Azariasa zanak' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà. |
En la vingt-septième année de Jéroboam>, roi d' Israël>, Ozias> fils d' Amasias devint roi de Juda>. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 15.3 |
And he did that which was right in the sight of the Lord>, according to all that his father Amaziah had done; |
Ary nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah izy tahaka izay rehetra nataon' i Amazia rainy; |
Nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo izy, araka izay rehetra nataon' i Amasiasa rainy. |
Il fit ce qui est agréable à Yahvé>, comme tout ce qu' avait fait son père Amasias. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 3.12 |
Amaziah his son, Azariah> his son, Jotham> his son, |
Amazia no zanakalahin' i Joasy, Azaria no zanakalahin' Amazia, Jotama no zanakalahin i Azaria, |
Amaziasa zanany, Azariasa zanany, Joatama zanany, |
Amasias son fils, Azarias> son fils, Yotam> son fils, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.34 |
And Meshobab>, and Jamlech>, and Joshah>, the son of Amaziah, |
Ary Mesobaba sy Jamleka sy Josa, zanak' i Amazia, |
Mosobaba, Jemleka, Josì, zanakalahin' i Amasiasa, |
Meshobab>, Yamlek>, Yosha> fils d' Amaçya, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 6.30 |
Shimea> his son, Haggiah> his son, Asaiah> his son. |
zanakalahin' i Hasabia, zanakalahin' i Amazia, zanakalahin' i Hilkia, |
zanak' i Hosabiasa, zanak' i Amasiasa, zanak' i Helkiasa, |
fils de Hashabya>, fils d' Amaçya>, fils de Hilqiyya>, |
|
|
2nd Book of Chronicles |
2 Tantara |
Tantara II |
2ème Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 17.16 |
And next him was Amasiah the son of Zichri>, who willingly offered himself unto the Lord>; and with him two hundred thousand mighty men of valour. |
ary nanarakaraka azy indray dia Amasia, zanak' i Zikry, ilay nanolotena ho an' i Jehovah, ary ny fehiny dia lehilahy mahery roa hetsy. |
Ary teo anilany Amasiasa zanak' i Zekrì, izay nanokan-tena an-tsitrapo ho an' ny Tompo sy lehilahy mahery roa hetsy niaraka taminy. |
à ses ordres, Amasya, fils de Zikri>, engagé volontaire au service de Yahvé>, avec 200 milliers de vaillants preux. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 24.27 |
Now concerning his sons, and the greatness of the burdens laid upon him, and the repairing of the house of God>, behold, they are written in the story of the book of the kings. And Amaziah his son reigned in his stead. |
Ary ny amin' ny zanany sy ny hamafin' ny faminaniana nilaza ny loza hanjo azy ary ny nanamboarany ny tranon' Andriamanitra, indro, efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjaka izany. Ary Amazia zanany no nanjaka nandimby azy. |
Ny amin' ny zanany, ny faminaniana maro namely azy, ny nanamboarany ny tranon' Andriamanitra, dia indro fa efa voasoratra ao amin' ny Fitadidiavana momba ny bokin' ny Mpanjaka. Amasiasa zanany no nanjaka nandimby azy. |
Quant à ses fils, l' importance du tribut qui lui fut imposé et la restauration du Temple de Dieu>, on trouvera cela consigné dans le Midrash> du livre des Rois>. Amasias, son fils, régna à sa place. |
2Tt / 2Tan 25.1 |
Amaziah was twenty and five years old when he began to reign, and he reigned twenty and nine years in Jerusalem>. And his mother' s name was Jehoaddan> of Jerusalem>. |
Dimy amby roa-polo taona Amazia, fony izy vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Joadana, avy any Jerosalema. |
Dimy amby roapolo taona Amasiasa, fony vao nanjaka, ary sivy taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Joadana avy ao Jerosalema. |
Amasias devint roi à l'âge de vingt-cinq ans et régna vingt-neuf ans à Jérusalem>. Sa mère s' appelait Yehoaddân>, et était de Jérusalem>. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 25.5 |
Moreover Amaziah gathered Judah> together, and made them captains over thousands, and captains over hundreds, according to the houses of their fathers, throughout all Judah> and Benjamin>: and he numbered them from twenty years old and above, and found them three hundred thousand choice men, able to go forth to war, that could handle spear and shield. |
Ary novorin' i Amazia ny Joda, ka nalahany araka ny fianakaviany avy, dia araka ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato avy amin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra: dia nisainy ny hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra, ka olona telo hetsy voafantina no hitany, izay azo nalefa hanafika sady nahatan-defona sy ampinga lehibe. |
Novorian' i Amasiasa ny lehilahy amin' i Jodà dia samy nalaminy ara-pokom-pianakaviana avokoa, ny tompon' arivo aman-tompon-jato amin' i Jodà sy Benjamina rehetra, ary nisainy ny hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, ka telo hetsy no lehilahy voafantina hitany, samy azo alefa hiady sy mahatan-defona aman' ampinga. |
Amasias réunit les Judéens> et les constitua en familles avec officiers de milliers et de centaines pour tout Juda> et Benjamin>. Il recensa ceux qui avaient vingt ans et plus et il en trouva trois cent mille, hommes d'élite> aptes à faire campagne, la lance et le bouclier au poing. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 25.9 |
And Amaziah said to the man of God>, But what shall we do for the hundred talents which I have given to the army of Israel>? And the man of God> answered, The Lord> is able to give thee much more than this. |
Fa hoy Amazia tamin' ilay lehilahin' Andriamanitra: Ka hataontsika ahoana ny amin' ny talenta zato nomeko ny miaramilan' ny Isiraely? Asy hoy ilay lehilahin' Andriamanitra taminy: Jehovah mahay manome anao mihoatra lavitra noho izany. |
Dia hoy Amasiasa tamin' ilay olon' Andriamanitra: Ka hatao ahoana ity talenta zato nomeko ny miaramilan' Israely? Ary namaly ny olon' Andriamanitra nanao hoe: Mahay manome anao be lavitra noho izay Iaveh. |
Amasias répondit à l' homme de Dieu> : " Quoi! Et les cent talents que j' ai donnés à la troupe d' Israélites>! " - " Yahvé> a de quoi te donner beaucoup plus que cela ", dit l' homme de Dieu>. |
2Tt / 2Tan 25.10 |
Then Amaziah separated them, to wit, the army that was come to him out of Ephraim>, to go home again: wherefore their anger was greatly kindled against Judah>, and they returned home in great anger. |
Dia navahan' i Amazia ireo miaramila tonga tao aminy avy tamin' ny Efraima ireo mba hody indray; ary nirehitra mafy ny fahatezeran' ireo tamin' ny Joda, dia lasa nody izy sady tezitra indrindra. |
Dia navahan' i Amasiasa ny miaramila avy tany amin' i Efraima hankanesany any amin' ny taniny. Nirehitra mafy tamin' i Jodà anefa ny fahatezeran' ireo olona ireo, ka nandeha nody tamin' ny taniny tamin-katezerana mirehitra. |
Amasias détacha alors de la sienne la troupe qui lui était venue d'Éphraïm> et la renvoya chez elle; ces gens furent très excités contre Juda> et retournèrent chez eux fort en colère. |
2Tt / 2Tan 25.11 |
And Amaziah strengthened himself, and led forth his people, and went to the valley of salt, and smote of the children of Seir> ten thousand. |
Ary Amazia nitombo hery, dia nitarika ny vahoakany ka nankany amin' ny Lohasahan-tsira, ary nahafaty iray alina tamin' ny taranak' i Seira izy. |
Feno herim-po Amasiasa ka nitarika ny vahoakany dia nankany amin' ny lohasahan-tSira, ary nandresy iray alina tamin' ny taranak' i Seira. |
Amasias se décida à partir à la tête de ses troupes, il gagna la vallée du Sel> et battit dix mille fils de Séïr>. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 25.13 |
But the soldiers of the army which Amaziah sent back, that they should not go with him to battle, fell upon the cities of Judah>, from Samaria> even unto Bethhoron>, and smote three thousand of them, and took much spoil. |
Fa ireo miaramila izay nampodin' i Amazia tsy hiara-manafika aminy dia nihahakahaka teny an-tanànan' ny Joda hatrany Samaria ka hatrany Beti-horona ka nahafaty olona telo arivo tany sady nahazo babo betsaka. |
Tamin' izay kosa ireo miaramila nalefan' i Amasiasa tsy hiara-manafika aminy, dia niantoraka tamin' ireo tanànan' i Jodà, hatrany Samaria ka hatrany Betorona, ka nahafaty olona telo arivo ary namabo zavatra betsaka. |
Quant à la troupe qu' avait congédiée Amasias au lieu de l' emmener combattre avec lui, elle envahit les villes de Juda>, de Samarie> à Bet-Horôn>, battit une troupe de trois milliers et fit un grand pillage. |
2Tt / 2Tan 25.14 |
Now it came to pass, after that Amaziah was come from the slaughter of the Edomites>, that he brought the gods of the children of Seir>, and set them up to be his gods, and bowed down himself before them, and burned incense unto them. |
Ary Amazia, nony niverina avy nanafika ny Edomita, dia nitondra ny andriamanitry ny taranak' i Seira ka nanangana azy ho andriamaniny; ary niankohoka teo anatrehany izy sady nandoro ditin-kazo manitra ho azy. |
Nony tonga avy nandresy ny Edomita Amasiasa, dia nentiny ny andriamanitry ny taranak' i Seira, ka natsangany ho andriamaniny, niankohofany teo anatrehany, ary nanaterany zava-manitra. |
Une fois rentré de sa campagne victorieuse contre les Édomites>, Amasias introduisit les dieux des fils de Séïr>, en fit ses dieux, se prosterna devant eux et les encensa. |
2Tt / 2Tan 25.15 |
Wherefore the anger of the Lord> was kindled against Amaziah, and he sent unto him a prophet, which said unto him, Why hast thou sought after the gods of the people, which could not deliver their own people out of thine hand? |
Dia nirehitra tamin' Amazia ny fahatezeran' i Jehovah, ka naniraka mpaminany anankiray ho any aminy Izy hanontany azy, hoe: Nahoana ianao no mitady ny andriamanitry ny firenena, izay tsy naharo ny olony tamin' ny tananao aza? |
Nirehitra tamin' i Amasiasa ny fahatezeran' ny Tompo, ka naniraka mpaminany tao aminy izy, nilaza taminy hoe: Ahoana no dia ivavahanao amin' ny andriamanitr' io vahoaka io, nefa ny vahoakany aza tsy azony narovana tamin' ny tànanao akory? |
La colère de Yahvé> s' enflamma contre Amasias, il lui envoya un prophète qui lui dit : " Pourquoi recherches-tu les dieux de ce peuple, qui n' ont pu le sauver de ta main ? " |
2Tt / 2Tan 25.16 |
And it came to pass, as he talked with him, that the king said unto him, Art thou made of the king' s counsel? forbear; why shouldest thou be smitten? Then the prophet forbare, and said, I know that God> hath determined to destroy thee, because thou hast done this, and hast not hearkened unto my counsel. |
Ary raha niteny taminy izy, dia novaliany hoe: Moa voatendrinay ho mpanolo-tsaina ny mpanjaka va Hianao? Aoka itsy ange, fandrao asian' ny olona ianao. Dia nitsahatra ilay mpaminany ka nanao hoe: Fantatro fa Andriamanitra mikasa hahafaty anao satria nanao izany ianao ka tsy nihaino ny anatro. |
Mbola niteny anefa io, dia hoy Amasiasa taminy: Moa nanendry anao ho mpanolo-tsaina ny mpanjaka va izahay? Mialà hianao, fandrao asian' ny olona eo! Dia niala ilay mpaminany, ary nanao hoe: Fantatro fa efa naraikitr' Andriamanitra ny handringana anao, noho hianao nanao izany, sy tsy nihaino ny torohevitro. |
Il lui parlait encore qu' Amasias l' interrompit : " T' avons-nous nommé conseiller du roi ? Arrête-toi, si tu ne veux pas qu' on te frappe. " Le prophète s' arrêta, puis il dit : " Je sais que Dieu> a tenu conseil pour ta perte, puisque tu as agi ainsi et que tu n' as pas écouté mon conseil. " |
2Tt / 2Tan 25.17 |
Then Amaziah king of Judah> took advice, and sent to Joash>, the son of Jehoahaz>, the son of Jehu>, king of Israel>, saying, Come, let us see one another in the face. |
Ary Amazia. mpanjakan' ny Joda, naka hevitra, dia naniraka tany amin' i Joasy, zanak' i Joahaza, zanak' i Jeho, mpanjakan' ny Isiraely, izy hanao hoe: Avia, aoka isika hihaona. |
Naka hevitra Amasiasa mpanjakan' i Jodà, dia naniraka tany amin' i Joasa zanak' i Joakaza, zanak' i Jehò, mpanjakan' Israely, hilaza hoe: Avia hifankahita mifanatrika isika. Fa izao no teny nampitondrain' i Joasa mpanjakan' Israely an' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà: |
Après avoir tenu conseil, Amasias, roi de Juda>, envoya dire à Joas>, fils de Joachaz>, fils de Jéhu>, roi d' Israël> : " Viens et mesurons-nous! " |
2Tt / 2Tan 25.18 |
And Joash> king of Israel> sent to Amaziah king of Judah>, saying, The thistle that was in Lebanon> sent to the cedar that was in Lebanon>, saying, Give thy daughter to my son to wife: and there passed by a wild beast that was in Lebanon>, and trode down the thistle. |
Fa Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, naniraka tany amin' i Amazia, mpanjakan' ny Joda, nanao hoe: Ny tsilo izay tany Libanona naniraka tamin' ny hazo sedera izay tany Libanona nanao hoe: Omeo ny zanakolahy ny zanakaovavy ho vadiny; dia namaky teo ny bibi-dia tany Libanona ka nanosihosy ny tsilo. |
Ny tsilo any Libàna, naniraka hilaza amin' ny sedera any Libàna hoe: Omeo ho vadin' ny zanako lahy ny zanakao vavy. Dia namaly teo ny biby dia any Libàna, ka nanosihosy ny tsilo. |
Joas>, roi d' Israël>, retourna ce message à Amasias, roi de Juda> : " Le chardon du Liban> manda ceci au cèdre du Liban> : "Donne ta fille pour femme à mon fils", mais les bêtes sauvages du Liban> passèrent et foulèrent le chardon. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 25.20 |
But Amaziah would not hear; for it came of God>, that he might deliver them into the hand of their enemies, because they sought after the gods of Edom>. |
Fa tsy nanaiky Amazia, satria avy tamin' Andriamanitra izany, mba hanolorany azy ho eo an-tànan' ny fahavalony noho ny nitadiavany ny andriamanitry ny Edomita. |
Tsy nohenoin' i Amasiasa akory izany, fa avy amin' Andriamanitra izany, hanolorany azy ho eo an-tanan' ny fahavalo, noho izy nivavaka tamin' ny andriamanitr' i Edoma. |
Mais Amasias n'écouta pas; c'était le fait de Dieu> qui voulait livrer ces gens-là pour avoir recherché les dieux d'Édom>. |
2Tt / 2Tan 25.21 |
So Joash> the king of Israel> went up; and they saw one another in the face, both he and Amaziah king of Judah>, at Bethshemesh>, which belongeth to Judah>. |
Ka dia niakatra Joasy, mpanjakan' ny Isiraely; ary izy sy Amazia, mpanjakan' ny Joda, nihaona tany Beti-semesy izay an' i Joda. |
Dia niakatra Joasa mpanjakan' Israely, ka nifankahita nifanatrika tao Betsamesa any Jodà izy sy Amasiasa, mpanjakan' i Jodà. |
Joas>, roi d' Israël>, se mit en campagne. Ils se mesurèrent, lui et Amasias, roi de Juda>, à Bet-Shémesh> qui appartient à Juda>. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 25.23 |
And Joash> the king of Israel> took Amaziah king of Judah>, the son of Joash>, the son of Jehoahaz>, at Bethshemesh>, and brought him to Jerusalem>, and brake down the wall of Jerusalem> from the gate of Ephraim> to the corner gate, four hundred cubits. |
Ary Amazia, mpanjakan' ny Joda, zanak' Joasy, zanak' i Joahaza, dia nosamborin' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, tany Beti-semesy ka nentiny nankany Jerosalema; ary nandravan' i Joasy efa-jato hakiho ny mandan' i Jerosalema hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatramin' ny vavahady anjorony. |
Ary Amasiasa, mpanjakan' i Jodà, zanak' i Joasa, zanak' i Joakaza dia nosamborin' i Joasa mpanjakan' Israely tany Betsamesa, nentiny nankany Jerosalema dia nandravany zato hakiho ny mandan' i Jerosalema, hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatramin' ny vavahady an-jorony; |
Quant au roi de Juda>, Amasias, fils de Joas>, fils d' Ochozias>, le roi d' Israël> Joas> le fit prisonnier à Bet-Shémesh> et l' emmena à Jérusalem>. Il fit une brèche au rempart de Jérusalem>, depuis la porte d'Éphraïm> jusqu'à la porte de l' Angle, sur quatre cents coudées. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 25.25 |
And Amaziah the son of Joash> king of Judah> lived after the death of Joash> son of Jehoahaz> king of Israel> fifteen years. |
Ary ny andro niainan' i Amazia zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Joda, taorian' ny nahafatesan' i Joasy, zanak' i Joahaza, mpanjakan' ny Isiraely, dia dimy ambin' ny folo taona. |
Mbola velona dimy ambin' ny folo taona Amasiasa zanak' i Joasa, mpanjakan' i Jodà, tatý aorian' ny nahafatesan' i Joasa zanak' i Joakaza, mpanjakan' Israely. |
Amasias, fils de Joas>, roi de Juda>, vécut encore quinze ans après la mort de Joas>, fils de Joachaz>, roi d' Israël>. |
2Tt / 2Tan 25.26 |
Now the rest of the acts of Amaziah, first and last, behold, are they not written in the book of the kings of Judah> and Israel>? |
Ary ny tantaran' i Amazia sisa, na ny voalohany na ny farany, indro, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Joda sy ny Isiraely va izany? |
Ny asan' i Amasiasa sisa, ny voalohany sy ny farany, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' i Jodà sy Israely va izany? |
Le reste de l' histoire d' Amasias, du début à la fin, n' est-il pas écrit au livre des Rois> de Juda> et d' Israël> ? |
2Tt / 2Tan 25.27 |
Now after the time that Amaziah did turn away from following the Lord> they made a conspiracy against him in Jerusalem>; and he fled to Lachish>: but they sent to Lachish> after him, and slew him there. |
Ary hatramin' ny andro nihemoran' i Amazia tsy nanaraka an' i Jehovah dia niodina taminy tany Jerosalema ny olona, ka dia nandositra nankany Lakisy izy; fa naniraka nanaraka azy tany ny olona ka namono azy tany. |
Taorian' ny nihatahan' i Amasiasa tamin' ny Tompo dia nisy firaisan-tetika hamely azy niforona tao Jerosalema, ka nandositra nankany Lakisa izy, fa nisy olona nirahina hanenjika azy tany Lakisa, ka novonoiny tany izy. |
Après l'époque> où Amasias se détourna de Yahvé>, on trama contre lui un complot à Jérusalem>; il s' enfuit vers Lakish>, mais on le fit poursuivre à Lakish> et mettre à mort là-bas. |
2Tt / 2Tan 26.1 |
Then all the people of Judah> took Uzziah>, who was sixteen years old, and made him king in the room of his father Amaziah. |
Ary ny vahoaka rehetra tamin' ny Joda naka an' i Ozia, izay enina ambin' ny folo taona, ka nampanjaka azy handimby an' i Amazia rainy. |
Oziasa izay efa enina ambin' ny folo taona no nalain' ny vahoaka rehetra amin' i Jodà, ka nampanjakainy handimby an' i Amasiasa rainy. |
Tout le peuple de Juda> choisit Ozias>, qui avait seize ans, et le fit roi à la place de son père Amasias. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 26.4 |
And he did that which was right in the sight of the Lord>, according to all that his father Amaziah did. |
Ary nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon' i Amazia rainy. |
Nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo araka izay rehetra nataon' i Amasiasa rainy izy. |
Il fit ce qui est agréable à Yahvé>, comme tout ce qu' avait fait son père Amasias; |
|
|
Book of Amos |
Amosa |
Amosy |
Livre d'Amos |
... | ... | ... | ... | ... |
Amo / Am 7.10 |
Then Amaziah the priest of Bethel> sent to Jeroboam> king of Israel>, saying, Amos> hath conspired against thee in the midst of the house of Israel>: the land is not able to bear all his words. |
Dia naniraka tany amin' i Jeroboama, mpanjakan' ny Isiraely, Amazia, ilay mpisorona tao Betela, nanao hoe: Amosa efa nanao tetika hikomy aminao teo amin' ny taranak' Isiraely, ary tsy zakan' ny tany ny teniny rehetra, |
Ary Amasiasa, mpisorona ao Betela, naniraka hilaza amin' i Jeroboama, mpanjakan' Israely hoe: Mitetika ny hikomy aminao eo amin' ny taranak' Israely Amosy; tsy zakan' ny tany intsony ny teniny rehetra. |
Alors Amasias, le prêtre de Béthel>, envoya dire à Jéroboam>, roi d' Israël> : " Amos> conspire contre toi, au sein de la maison d' Israël>; le pays ne peut tolérer ses discours. |
... | ... | ... | ... | ... |
Amo / Am 7.12 |
Also Amaziah said unto Amos>, O thou seer, go, flee thee away into the land of Judah>, and there eat bread, and prophesy there: |
Ary hoy Amazia tamin' i Amosa: Ry mpahita! andeha mandositra mankany amin' ny tanin' ny Joda ianao, ka mihinàna hanina any, ary maminania any; |
Dia hoy Amasiasa tamin' i Amosy: Ry mpahita ô, mandehana mandositra any amin' ny tanin' i Jodà, ka any hianao no mihinàna hanina; any hianao no maminania. |
Et Amasias dit à Amos> : " Voyant, va-t-en; fuis au pays de Juda>; mange ton pain là-bas, et là-bas prophétise. |
... | ... | ... | ... | ... |
Amo / Am 7.14 |
Then answered Amos>, and said to Amaziah, I was no prophet, neither was I a prophet' s son; but I was an herdman, and a gatherer of sycomore fruit: |
Dia namaly Amosa ka nanao tamin' i Amazia hoe: Tsy mba mpaminany aho, na zanaka ny mpaminany; fa mpiandry ondry sy mpioty aviavy ihany aho, |
Izao no navalin' i Amosy an' i Amasiasa: Tsy mba mpaminany aho na zanaky ny mpaminany; fa mpiandry omby sy mpamboly aviavy. |
Amos> répondit et dit à Amasias : " Je ne suis pas prophète, je ne suis pas frère prophète; je suis bouvier et pinceur de sycomores. |