|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.37 |
And Ziza> the son of Shiphi>, the son of Allon>, the son of Jedaiah>, the son of Shimri, the son of Shemaiah>; |
sy Ziza, zanak' i Sify, zanak' i Alona, zanak' i Jedaia, zanak' i Simry, zanak' i Semaia; |
Zizà, zanak' i Sefeì, zanak' i Alòna, zanak' i Idaià, zanak' i Semrì, zanak' i Samaià. |
Ziza>, Ben-Shiphéï>, Ben-Allôn>, Ben-Yedaya>, Ben-Shimri>, Ben-Shemaya>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 11.45 |
Jediael> the son of Shimri>, and Joha> his brother, the Tizite>, |
sy Jediaela, zanak' i Simry, sy Joha Tizita rahalahiny |
Jedihela zanak' i Sarì; Johà, Tosaita, rahalahiny; |
Yediael> fils de Shimri et Yoha> son frère le Tiçite>, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 26.10 |
Also Hosah>, of the children of Merari>, had sons; Simri the chief, (for though he was not the firstborn, yet his father made him the chief;) |
Ary Hosa, tamin' ny taranak' i Merary, nanan-janakalahy, dia Simry, lohany (fa na dia tsy lahimatoa aza izy, dia izy no nataon-drainy ho lohany), |
Amin' ny taranak' i Merarì, Hosà nanan-janaka, dia Semrì filohany; tsy mba lahimatoa izy nefa natsangan-drainy ho lohany, |
Hosa>, l' un des fils de Merari>, eut des fils. Shimri était le premier, car, sans qu' il fût l' aîné, son père l' avait mis en tête. |
|
|
2nd Book of Chronicles |
2 Tantara |
Tantara II |
2ème Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 29.13 |
And of the sons of Elizaphan>; Shimri>, and Jeiel>: and of the sons of Asaph>; Zechariah>, and Mattaniah>: |
ary tamin' ny taranak' i Elizafana dia Simry sy Jeiela; ary tamin' ny taranak' i Asafa dia Zakaria sy Matania; |
tamin' ny taranak' i Elisafàna, Samarì sy Jahiela; tamin' ny taranak' i Asafa, Zakariasa sy Mataniasa; |
des fils d'Éliçaphân> : Shimri et Yeïel>; des fils d' Asaph> : Zekaryahu> et Mattanyahu>; |