<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 12:1 | Rahefa izany, nitoetra teo an-dapa Mardokea, niaraka tamin' i Begatana sy Taresa; samy eonokan' ny mpanjaka sy mpiambina ny vavahadin-dapa izy roa lahy. | ||||||||||||||||||||
Est 12:2 | Nony hitan' i Mardokea ny hevitr' izy ireo sy takany ny fikasany, fantany fa nikasa hamono an' i Asoerosa mpanjaka izy ireo, ka nandefa filazana izany tamin' ny mpanjaka izy. | ||||||||||||||||||||
Est 12:3 | Dia nasainy nampijaliana izy roa lahy eonoka, hilazany ny marina, ary noho ny fieken' ireo dia nalefany hovonoina izy. | ||||||||||||||||||||
Est 12:4 | Nasain' ny mpanjaka nosoratana tao amin' ny boky Tantara izany zavatra izany, ary nalatsak' i Mardokea an-tsoratra koa ny fahatsiarovana azy. | ||||||||||||||||||||
Est 12:5 | Ny mpanjaka nanapaka fa hanao raharaha ao an-dapa izy sy nanolotra fanomezana ho azy noho ny fiampangany. | ||||||||||||||||||||
Est 12:6 | Fa Amanà kosa, ilay zanak' i Amadata, avy any Agaga, dia nahazo voninahitra lehibe ao amin' ny mpanjaka, ka nitady hamono an' i Mardokea mbamin' ny fireneny, noho ny amin' izy roa lahy eonokan' ny mpanjaka. | ||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |