Entrée |
revo
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Latsaka an-kona na anaty fotaka marihitra: Revo tao anaty fotaka ny ombinay ~ Revon' ny fitiavana io zazalahy io ka tsy nahatozo ny fianarany Variana manao zavatra ka tsy mahatsiaro ny manodidina intsony: Revon-daolao ny ankizy ka tsy mahatsiaro izay sakafo intsony na revo milalao ny ankizy Sahirana fatratra: Revon' ny trosan' olona izy
[1.1]
|
Explications en anglais | Stuck in the mud; completely engrossed [1.7]
|
Explications en français | Embourbé; plongé dans une occupation [1.8]
|
Exemples |
1 | Dia revo tamin' izay aho nanao kaontin-dRabejofo!
[2.471]
|
2 | Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka.
[2.472]
|
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|