Entrée vero
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan' ahitra lava, ny raviny mahitsy maranidoha (Andropogon hirtus, L). Misy karazany vitsivitsy ny vero: verobe, verofehana, veromanitra, verontsanjy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a kind of tall grass [Hallanger 1973]
Définition française espèce d'herbe haute [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Andropogon hirtus
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Hony ray tsikizaka amam-bero
sy ray vero aman'ampanga
teto ve Andrianisazena?
[Fox: Hainteny, numéro 436]
2Lalovany ny tranony, ivarinany ny hady, itampifiany ny vody hazo, savasavainy ny vero mandifotr' olona sy ny dingadingana manolo-pasana,. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30]
Citations 

2013/08/01