|
|
|
|

Entrée1  rendrehana
Radical  2 rendrika
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra. [1.1]
Explications en anglais  5 sleepy. [1.7]
Explications en français  6 qui a sommeil, assoupi. [1.8]
Autres orthographes  7 rendremana

Mis à jour le 2025/09/12