Entrée rendremana (rendrika)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra [1.1]
Explications en anglais Almost asleep, heavy with sleep [1.7]
Explications en français à moitié endormi, endormi [1.8]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31