|
|
|
|

Entrée1  vorontsiloza
Mots élémentaires  2 vorona, 3 tsy, 4 loza
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza. [1.1]
Explications en anglais  7 turkey. [1.7]
Explications en français  8 dinde. [1.54]
9 dinde, dindon. [1.8]
Exemples  10  Nifidianan' Ineny izay matavy sy lehibe tsara ny vorontsiloza. [2.332#]
11  Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora. [2.442#]
12  Vorona iray karazana amin' ny vorontsiloza io, ka nidoboka sy nibarera, raha nisy nisiaka azy. [2.69#]
Vocabulaire  13  Zoologie: oiseaux
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot
Illustrations 

Mis à jour le 2025/11/02