|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vava
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify
4  Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro
5  Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery
6  Fiandohana: Vava asa, vava alahamady
7  Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny!
8  Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy [1.1]
Explications en anglais  9  the mouth [1.7]
Explications en français  10  bouche [1.8, 1.196]
11  ouverture [1.8]
12  entrée [1.196]
13  bec, gueule, museau, mufle [1.13]
Vocabulaire  14  Biologie
Morphologie 
15  Simple :
16  Préfixée :
Dérivés 
17  Verbes actifs :
18  Verbes passifs :
19  Verbes relatifs :
20  Noms :
21  Adjectifs :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Titres  32  Basy Vava : www.basyvava.com ()
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  46  Proverbes contenant le mot vava

Entrée (2/2)47  vava
Partie du discours  48  nom
Explications en malgache  49  voady [Bara, Sihanaka] [1.78]

Mis à jour le 2024/10/30