|
|
|
|

Entrée1  vadipeo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Teny ilazana ny fivadiham-baninteny: mahandroa = mandrahoa. [1.1]
4 voanteny ahitana fifamadihan-toeran-janapeo na renifeo: Ahitana vadipeo ao amin' ny nandrahoina sy nahandroina. [1.62#1071]
5 Ny vadipeo rehetra:
abolalio abolilao abolasiro abolisaro abolasitra abolisatra ahandroina andrahoina bolasirana bolisarana bolasitra bolisatra fahandroana fandrahoana fandrao fandroa fandrirobola fandroribola fanindraosana fanindroasana fanindraozana fanindroazana fibolasirana fibolisarana gagilahy gigalahy horintsona horontsina ianatsinomy ianatsimony ibolasirana ibolisarana indraosina indroasina indraosy indroasy indraozy indroazy kototany tokotany mahabolasitra mahabolisatra mahandroa mandrahoa otazana toazana otazo toazo rimbona rombina rirotra roritra sakarivo sakaviro sendaotra sendoatra siotrafo soitrafo tafabolasitra tafabolisatra terezana tezerana terezo tezero tolongoala tongoloala tsimandao tsimandoa vaomiera voamiera
. [3.1]
Explications en anglais  6 metathesis. [3.1]
Explications en français  7 métathèse. [3.1]
Vocabulaire  8  Linguistique
Synonymes  9 fivadi-tsingampeo

Mis à jour le 2025/11/11