|
|
|
|

Entrée1  tokotany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ny tany manodidina ny trano miorina na ny fasana: Tokotanim-pasana.
4 Tany voafaritra -- ary matetika aza voafefy -- miankina amin' ny trano iray, ka atao hilalaovan' ny ankizy: Ndeha milalao any an-tokotany!.
5 a) Ny ankevitry ny tombam-bidin' ny zavatra iray: Tsy mihoatra ny iray alina ny tokotanim-barotr' io olona io. -b) Antoka: Ny karaman' ny mpiasa iray volana ity mbola tsisy tokotaniny akory. -d) Faritra: Tsy dia manahoana ny tokotanimpahaizan' io tovolahy io. -e) Fitambarana: Tsotra nefa mendrika ary mahatehotia ny tokotanin' endriny. -f) Ny loko hita ho be indrindra amin' ny sary izay misy loko maro: Inona no lokon' ny tokotanin' ilay akanjonao vaovao izay? Misy sarim-boninkazo fotsy sy mavo, fa manga ny tokotaniny. [1.1]
Explications en anglais  6 the yard around a house; grounds. [1.7]
Explications en français  7 cour. [1.8]
Autres orthographes  8 kototany
Tous les mots composés  9 saran-tokotany
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 kototany, 12 tokotany

Mis à jour le 2025/11/09