|
|
|
|

Entrée1 Tsimandoa
Partie du discours  2 nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  3 Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [1.1]
Explications en français  4 [tsy mandoa] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas. Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. [2.415#311]
Exemples  5 Ary tsimandoa tononina ankehitriny. [2.48]
6 Mafy ihany izany fanompoan' ny tsimandoa izany, hoy izy. [2.643#64]
7 tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny. [2.117#118]
Vocabulaire  8 Histoire
Autres orthographes  9tsimandao
Article  10Randzavola: tsimandoa ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  11 Tsimandao, 12 Tsimandoa

Mis à jour le 2025/09/12