Entrée soitrafo (soitra, afo)
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 
Citations 

2012/09/27