| Entrée | 1 fandrao |
| Partie du discours | 2 conjonction [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Teny entina milaza fanahiana na tahotra.
4 Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 [fa and andrao.] Lest, for fear that..
[1.2] |
| Explications en français |
6 de peur que. Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens.
[1.12] |
| Analogues | 7 andrao, 8 fandroa, 9 mba, 10 ndrao, 11 sangoa |
| Anagrammes | 12 fa-drano, 13 fandaro, 14 fandrao, 15 fandroa |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|