Entrée | 1 fibolisarana |
Radical | 2 bolisatra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fikorisana noho ny tongotra tsy mahafahatra fa malama ny tany diavina: Mafimafy ihany ny fibolisarany matoa nipitsoka ny tongony [1.1] |
Autres orthographes | 5 fibolasirana |
Anagrammes | 6 fibolasirana, 7 fibolisarana, 8 fisobilarana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |