Entrée tsiaro
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] fahatsiarovana [Rakotosaona 1972]
 Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [Rajemisa 1985]
 fahatsiarovana; fifohazana [SLP 1986]
Définition française souvenir, mémoire, réveil [Abinal 1888]
Définition française souvenir, réveil [SLP 1986]
Dérivations 
Exemples Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina! [Andriamalala: Vohitry]

2019/08/17