|
|
|
|

Entrée1  fahatsiarovana
Radical  2 tsiaro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 fitamberenan' ny zavatra na olona hita na fantatra tamin' ny andro lasa ao an-tsaina indray: mbola velona ato ampoko ny fahatsiarovako an' i Neny.
5 zavatra omena olona mba tsy hanadinoany ny tena, na ny toe-javatra iray niarahana: omeko anao itỳ boky itỳ ho fahatsiarovana ny niarahantsika niasa. [1.1]
Explications en français  6 la mémoire, le souvenir. [1.3]
Exemples  7  -- fahatsiarovana sisa no itadidiana ny fisian-dRainitoandro teo amin' ny fiainana fahiny. [2.470]
8  Antambo anankiroa tena hadinoko tanteraka taoa an' eritreritra ireo, ka nanorisory ahy fatratra ny fahatsiarovana azy tampoka. [2.471]
9  Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.472]
Analogues  10  dindo, 11  fahatadidiana, 12  fahatsiahivana, 13  orimbato, 14  tsangambato
Tous les mots composés  15 fahatsiarovan-tena
Citations  16  Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09