Entrée tsarovana (tsiaro)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [Rajemisa 1985]
Définition française dont on se souvient, dont on fait mémoire [Abinal 1888]
Morphologie 
tsarovana
tsarovako
tsarovanao
tsarovany
tsarovantsika
tsarovanay
tsarovanareo
tsarovan'
tsarovan-
tsarovam-
tsarova-
notsarovana
notsarovako
notsarovanao
notsarovany
notsarovantsika
notsarovanay
notsarovanareo
notsarovan'
notsarovan-
notsarovam-
notsarova-
hotsarovana
hotsarovako
hotsarovanao
hotsarovany
hotsarovantsika
hotsarovanay
hotsarovanareo
hotsarovan'
hotsarovan-
hotsarovam-
hotsarova-
tsarovy
Synonymes tsaroana ~ tsarovina
Exemples Hotsarovako mandrakariva ny soa nataonao ahy [Rajemisa 1985]
Citations 

2015/08/17