Entrée tsaroana (tsiaro)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [Rajemisa 1985]
Définition française dont on se souvient, dont on fait mémoire [Abinal 1888]
Morphologie 
tsaroana
tsaroako
tsaroanao
tsaroany
tsaroantsika
tsaroanay
tsaroanareo
tsaroan'
tsaroan-
tsaroam-
tsaroa-
notsaroana
notsaroako
notsaroanao
notsaroany
notsaroantsika
notsaroanay
notsaroanareo
notsaroan'
notsaroan-
notsaroam-
notsaroa-
hotsaroana
hotsaroako
hotsaroanao
hotsaroany
hotsaroantsika
hotsaroanay
hotsaroanareo
hotsaroan'
hotsaroan-
hotsaroam-
hotsaroa-
tsarovy
Synonymes tsarovana ~ tsarovina
Mots composés, titres, noms 
Exemples Hotsaroako mandrakariva ny soa nataonao ahy [Rajemisa 1985]
Citations 

2015/08/17