|
|
|
|

Entrée1  ahatsiarovana
Radical  2 tsiaro
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Exemples  4  Tsapan'ny ankizy ombieny ombieny ny faharahiranana mihatra aminy, ka ahatsiarovany ny fahakambotiany [2.470]
5  Tsy vitan'ny ao an-trano sy amin'ny fiaraha-monina ao an-tanana no ahatsiarovanay maharary amin'ny fahatranay, fa hatrany an-tsekoly [2.472]
6  Zavatra sarotra hazavaina izany, fa dia misy fotsiny izao fotoana ahatsiarovanao ny tenanao ho voateritery sy sempotsempotra rahefa tsy mahita faravodilanitra tsy manam-petra eny amin'ny manjepizepy ianao [2.471]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12