| Entrée | 1 fampahatsiarovana |
| Radical | 2 tsiaro |
| Partie du discours | 3 nom |
| Exemples |
4 Ny fisian' ny razana niandohana no maha izy ny foko, ka mitarika ny fampahatsiarovana azy matetika
[2.606#31]
5 Ary isan' ny fanarenana azy ny fampahatsiarovana indray ny taranaka fa na ho ela na ho haingana [2.285#98] |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|